Annonces

Communiqué

Antaninarenina 05/03/2021

885

   Suite à des informations parues dans la presse rapportant l’existence d’un préavis de grève de la Douane, la Direction générale dément l’information et tient à rassurer les usagers quant au bon fonctionnement de l’Administration.

   Une Assemblée Générale Extraordinaire du Sendikan’ny Mpisan’ny Douanes (SEMPIDOU) s’est tenue hier, jeudi 04 mars 2021, mais n’a aucunement affecté l’exercice normal des services.

    Par ailleurs, le reboisement annuel de la Direction générale des Douanes a lieu ce jour, vendredi 05 mars 2021, à Andranovelona. Tous les bureaux des Douanes d’Antananarivo sont opérationnels. 

 

La Direction générale des Douane


   Manoloana ny vaovao izay navoakan’ny gazety sasany eto an-toerana, izay manambara fa mitokona/hitokona ny Fadintseranana malagasy, ny foibem-pitantana dia mampahafantra ny be sy ny maro fa tsy misy ny fitokonana ary miasa ara-dalana ny Sampandraharaha rehetra manerana ny Nosy.

   Ekena fa nisy ny fivoriamben’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Douanes (SEMPIDOU) omaly alakamisy 04 martsa 2021 saingy tsy nisy velively ny fikatonana ary nitohy toy ny mahazatra ny asa rehetra. 

Etsy ankilan’izany, ny fambolenkazo izay fanao isan-taona eny Andranovelona dia hotontosaina anio zoma 05 martsa ho an’ny eto Antananarivo. Misokatra hatrany anefa ireo birao rehetra.

 

Ny Fadintseranana malagasy